Entrée | 1 manganana |
Radical | 2 hanana |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Tsy mamy tsy mangidy, mangidingidy tsy dia ratsy fa toa mahafinaritra amin' ny lela ihany aza: Manganana ny voan' ny aviavy 5 [1.13] mangidy eo ampitelemana nefa mamela tsiro mamy ao amin'ny lela |
Explications en français |
6 [1.13] douce-amère |
Synonymes | 7 mangananganana |
Proverbes | 8 Proverbes contenant le mot manganana |
Anagrammes | 9 |
Mis à jour le 2025/01/21 |