|
|
|
|

Entrée1  mangalakalake
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.78] [Tanala] mihozongozona nefa tsy afaka miala: Mangalakalake tsy ho afake diakoa masompoja (mihozongozona nefa tsy afaka toa masom-poza)

Mis à jour le 2024/12/07