|
|
|
|

Entrée1  manezaka
Radical  2  ezaka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Manenjana, maninjitra
5  Manao am-paharisihana, am-pikelezana aina: Nanezaka ise tamin' itỳ volana itỳ matoa nahazo voalohany
6  Manomboka: Nanezaka nitomany ilay zaza raha vao lasa reniny
7  Maka an-keriny; manao angovy: Aza manezaka zavatr' olona [1.1]
Explications en anglais  8  to strive hard [1.7]
Explications en français  9  faire un gros effort [1.8]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :

Anagrammes  14  manezaka, namezaka

Mis à jour le 2023/01/20