Entrée manery (tery)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mamotsitra, manapotsitra: Manery voaloboka
Mangeja, mangehy: Manery ahy itý kiraro ity izany
Mamoritra: Manery ny fahavalo; manery ny tsy fahampiana
Mamozona, manao an-terisetra, an-terivozona: Tsy nisy nanery anareo hivady akory fa sitraponareo ihany ny hivady [1.1]
Explications en anglais To press, to compell [1.7]
Explications en français Presser; forcer [1.8]
Exemples Manery anefa ny fahoriana, ka nandeha ihany izy teto na tsy narisika aza. [2.472]
Morphologie 
Présent : manery
Passé : nanery
Futur : hanery
Impératif : manere

Entrée Manery
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Explications en français Tout petit fleuve du canton de Mantalaky (Fort-Dauphin) [1.11]
Vocabulaire 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20