Entrée | 1 manentina |
Radical | 2 tentina |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mandoko, manosotra: Iza no nanentina loko mena ity lamba itý? Manentsina hirika, lavaka: Vao avy nanentina ny siny loaka aho Manampy, mameno ny banga: Manentina ny madilana |
Explications en anglais |
5 [1.7] to smear; to caulk |
Explications en français |
6 [1.3#697, 1.8] barbouiller, calfater 7 [1.3#697] Tacheter, boucher un trou, une fissure figuré: salir la réputation de quelqu’un 8 [1.8] enduire |
Exemples |
9 Vita àry ity ny tantara sy ny toetoetry ny teo aloha nataoko, ka anjaranareo kosa ny manentina ny madilana sy manohy ny tapaka, fa mbola notsorina sy nafohezina be ny Klaza azy ity. [1.437#] |
Morphologie |
|
Proverbes | 14 Proverbes contenant le mot manentina |
Anagrammes | 15 manan-teny, manentina, nantenaim, nientanam |
Mis à jour le 2024/06/03 |