Entrée | 1 manentan-tsy ritra |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache |
3 [1.1] ilazana ny olona maimaika sy taitaitra, ka zavatra mbola tsy tonga amin' ny ilana azy akory dia lazaina fa vita, toy ny vary, na laoka mbola tsy ritra dia entanina na bataina hiala eo am-patana mibata vary na laoka ao am-bilany mbola tsy masaka na ritra) manao zavatra maimaika |
Mots élémentaires | 4 manentana, tsy, ritra |
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |