|
|
|
|

Entrée1  manendrikendrika
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1] Milaza ho nataon' ny hafa ny ratsy tsy nataony, manoso-potaka, manombotomboka: Zava-dratsy roa loha no ataon' ny mpanendrikendrika dia ny mandainga sy ny tsy tia namana
Explications en anglais  4  [1.7] to slander, to make insinuations against
Explications en français  5  [1.3#126, 1.8] calomnier
6  [1.3] accuser de faux
7  [1.8] médire par insinuation
Exemples  8  [2.895] Aza fady, anaka, hoy Rafotsy, rehefa nahazo aina izy, aza manendrikendrika ny zanako amin' izay tsy fantany ianao.
9  [2.508] Ny kely manetry ny lehibe kanefa tsy marina, manendrikendrika ny tsy ataon'ny lehibe, kely mandainga hanoso-dratsy ny lehibe, handoto ny lehibe
Radical  10  endrikendrika
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :

Mis à jour le 2024/12/11