|
|
|
|

Entrée1  manendaka
Radical  2  endaka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Manala ny hoditra, na ny sarona, na ny fono, izay rehetra mipetaka na miréikitra: Tsy menatra akory izy nanenda-damba an' io zaza kamboty io mba hanafiany ny zanany
Explications en anglais  5  [1.7] to flay, to peel off
Explications en français  6  [1.8] écorcher, dépouiller
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Mots composés 

Anagrammes  12 

Mis à jour le 2025/01/21