Entrée (1/2) | 1 manelanelana |
Radical | 2 elanelana |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mitoetra, mijoro eo ampovoany: Trano iray ihany no manelanelana ny tranonay 5 Mijoro eo afovoan' ny roa tonta ka afaka hitsara ny adiny satria tsy miray amin' itsy na iroa: Nanelanelana azy ireo aho tamin' ny ady nataony [1.1] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 11 manelanelàna |
Radical | 12 elanelana |
Partie du discours | 13 impératif du verbe actif manelanelana |
Explications en malgache |
14 [1.1] |
Explications en français |
15 [1.3] |
Tableaux et planches |
16 Tous les impératifs actifs |
Anagrammes | 17 manelanelana, manelanelàna, manelanelana, manelanelàna |
Mis à jour le 2023/01/20 |