|
|
|
|

Entrée1  mandry ivohon' ny vato
Mots élémentaires  2  mandry, ivoho, vato
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] enti-milaza olona tsy manan-kahina na kely aza satria toy ny mandry ao andamosin' ny varavaram-bato
Explications en anglais  5  [1.7] to be secure
Explications en français  6  [1.8] être en sûreté

Mis à jour le 2023/04/20