|
|
|
|

Entrée1  mandrombaka
Radical  2  rombaka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Maka haingana sy an-kery: Tonga izy dia nandrombaka ny hena teny an-tanako
Manapaka tenin' olona, mitsaraingona, mitsatsaingoka: Aza mandrombaka ny tenin' ny sasany
Explications en anglais  5  [1.7] to snatch away
Explications en français  6  [1.8] prendre par la force, saisir
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :

Mis à jour le 2024/12/11