Entrée | 1 mandrobo |
Radical | 2 robo |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mamitaka amin' ny teny mamy, mandokadoka: Loza Rangahy io raha handrobo ny lehibeny 5 Mitaona, mitarika, mampiditra, mandroboka: Ianao ihany no nandrobo an-dRakoto tamin' io raharaha io [1.1] 6 mampirisika, mandoka [Tambahoaka] [1.78] 7 mandoka [Bezanozano] [1.78] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 12 Ambondro, mandrobo |
Mis à jour le 2023/01/20 |