Entrée | 1 mandrivirivy |
Radical | 2 rivirivy |
Partie du discours | 3 verbe actif ou adjectif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Enti-milaza ny kapoka, tehamaina mafy sady betsaka, sesilany: Kapoka mandrivirivy no nafitsok' i rainy azy |
Explications en anglais |
5 [1.7] to be thrown in large numbers, as stones |
Explications en français |
6 [1.8] être lancé ou tomber en grand nombre, comme des cailloux |
Exemples |
7 Kapoka karavasy mandrivirivy, narahin-tosika sy sintona araka izay tratry ny aina, no tsy nidonan' ny sarety tamin' ny fiara. [2.472] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |