Entrée (1/2) | 1 mandritra |
Radical | 2 ritra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Manao izay hahatankina: Mandritra dobo Mahandro hena amin' ny fanaovana izay hahalasa fofona ny rano andrahoana azy: Mandritra henan-kisoa Mandany, maharingana: Mandritra ny harena ny fisotroantoaka |
Explications en français |
5 [1.3] dessécher, épuiser, évaporer, exterminer; ruiner |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 10 mandritra |
Radical | 11 ritra |
Partie du discours | 12 préposition [Liste complète] |
Explications en malgache |
13 [1.1] Enti-milaza ny fotoana aharetan' ny asa na zavatra iray: Niasa nandritra ny adiny fito aho Maninjitra, mipaka, ngarangidina, saingy amin' ireo, ny teny milaza ny fotoana no atao aloha: Niasa adiny fito maninjitra aho |
Explications en anglais |
14 [1.7] during, until the end of |
Explications en français |
15 [1.8] pendant, jusqu'à la fin de |
Exemples |
16 Eny an-tsena any no lahasa mandritra ny zoma maty masoandro. [2.470] 17 Iny foana niresakay tao an-trano mandritra ny herinandro. [2.472] |
Vocabulaire |
18 Temps |
Mots composés |
|
Anagrammes | 20 |
Mis à jour le 2025/01/21 |