|
|
|
|

Entrée1  mandripaka
Radical  2  ripaka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Manjera sy mamely betsaka: Nandripaka tanimbary betsaka ny havandra tatý
Mandringana, mamono tsy mamela iray velona: Ny pesta no nandripaka ny mponina teto
Mandevona, mandany tanteraka: Afo no nandripaka ny bozaka tamin' itý tanety itý
Explications en anglais  5  [1.7] to destroy en masse
Explications en français  6  [1.8] abattre, détruire ou tuer en grand nombre
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :

Anagrammes  11 

Mis à jour le 2025/01/21