|
|
|
|

Entrée1  mandrehitra
Radical  2  rehitra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mamelona: Mandrehitra afo ~ Mandrehitra ny ady ny tsy fifanarahana [1.1]
Explications en anglais  5  to burn, to set fire to [1.7]
Explications en français  6  mettre le feu à brûler [1.8]
7  allumer [1.13]
Exemples  8  Ka ny andriana no manao ny lovia eo an-tampony ny fototra sy mandrehitra ny fototra voalohany. [2.48]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Mots composés 

Anagrammes  14  mandrehitra, mihendratra

Mis à jour le 2023/08/11