|
|
|
|

Entrée1  mandraotra
Radical  2  raotra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Manongotra ahitra amin' ny tanana, antsy...; manatsikera, mameravera, mamohavoha; maka ankery; mandrovitra
Explications en anglais  5  [1.2] to comb, to brush.
6  [1.7] to card; to rake
Explications en français  7  [1.8] carder; racler avec un rateau
Exemples  8  Fa misy tovovavy be fitiavana ny fofombadiny mandraotra ny volony mainty manga lavabe iny, dia tenominy ka ateriny ho fanomezana ny fofombadiny. [1.437#]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Mots composés 

Anagrammes  14 

Mis à jour le 2025/01/21