|
|
|
|

Entrée1  mandranondrano
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  mitarehin-drano, mitera-drano: Mandranondrano aba ny laitsa amin'ny tongotso sy avy nasian'itoy fañafaña itoy (Mitera-drano ranona ny fery amin'ny tongotra rehefa avy nasian'ity fanafody ity) [Betsileo] [1.78]

Mis à jour le 2020/07/31