Entrée | 1 mandrakotra (rakotra) |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 Manisy zavatra eo amboniny mba tsy hahitana ny ao anatiny na hiarovana azy: Mandrakotra fandriana ~ Mandrakotra vilany [1.1] |
Explications en anglais |
4 to cover, to shelter. [1.2] 5 to cover [1.7] |
Explications en français |
6 couvrir [1.8] |
Exemples |
7 Vary, fary, akondro, kininina, mangahazo, voanjo, no mandrakotra ilay tany. [2.472] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 13 mandrakotra, mandrokatra |
Mis à jour le 2023/01/20 |