Entrée | 1 mandrafy |
Radical | 2 rafy |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mankahala, manao ho fahavalo [1.1] |
Explications en anglais |
5 to oppose one in one's mind, but not to resort to open quarrel. [1.2] 6 to hate, to be jealous of; to rival [1.7] |
Explications en français |
7 haïr, jalouser; être rival de [1.8] |
Exemples |
8 fa isika tsy mandrafy olona tsy miady amintsika. [2.366#] 9 ary ivaroty tsara fa aza mandrafy olona tsy miady amin' ny tena. [2.366#] |
Vocabulaire |
10 Emotions |
Morphologie |
|
Anagrammes | 15 afindram, famindra, fandriam, mafandry, mandrafy |
Mis à jour le 2023/01/20 |