Entrée (1/2) | 1 mandotra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Karazam-bibilava lehibe, vasoka somary misy mainty mivolonkary ny volony, ary malaza ho masiaka 4 Karazam-bibilava lehibe malaza ho mivelona ao anaty lava-bitsika, ka izany no iantsoana azy koa hoe renivitsika [1.1] |
Vocabulaire |
5 Zoologie: reptiles, amphibiens |
Entrée (2/2) | 6 mandotra |
Radical | 7 dotra |
Partie du discours | 8 verbe actif |
Explications en malgache |
9 Mandevona amin' ny afo: Didian' ny fanjakana ny mandotra ny fitafian' izay matin' ny habokana na nendra 10 Manamasaka: Mandotra biriky, mandotra sokay 11 Manery: Mandotra ny lehiben' ny fokontany ny fanjakana hanenjika ny mpangalatra omby 12 Mandoro ary manala ny volom-biby vonoina [1.1] |
Explications en anglais |
13 to burn with fire [1.2] |
Exemples |
14 Nefa taoriana dia samy namono ny azy indray, fa niforetan' ny mandotra tao anatiny. [1.437#] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 19 mandotra, mandrota |
Mis à jour le 2022/09/10 |