|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manditra
Radical  2  handitra
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  [1.1] Mafotra, mafotrafotra: Voankazo manditra
Explications en français  5  [1.3#212] farineux, savoureux, qui n’a pas trop d’eau
Analogues  6  mafotra, maisatra, mavoana

Entrée (2/2)7  manditra
Partie du discours  8  nom
Explications en malgache  9  [1.1] Karazam-bibilava lehibe malaza ho mivelona ao anaty lava-bitsika, ka izany no iantsoana azy koa hoe renivitsika
Explications en français  10  [1.3#431, 1.54] gros serpent
Exemples  11  Fa namaly an-katezerana kosa ny manditra hoe: "Ny tongotro no mondry, lany enti-manenjika an' itena; [2.69#195]
Vocabulaire  12  Zoologie: reptiles, amphibiens
Autres orthographes  13  mandotra
Zoonymes 

Anagrammes  15 

Mis à jour le 2025/01/21