|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mandoto
Radical  2  loto
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Manisy loto: Mandoto ny akanjony foana itý zaza itý
Manala baraka, manendrikendrika, manaratsy: Tsy tsara ny mandoto olona na iza na iza
Mametaveta ny zavatra madio, masiria: Mandoto zazavavy ~ Mandoto tempoly
Explications en anglais  5  [1.7] to soil, to sully
Explications en français  6  [1.3, 1.8] souiller, salir
7  [1.3] tacher
calomnier, diffamer, ternir la réputation de quelqu’un, profaner les choses saintes
Exemples  8  setroka mainty mivoaka amin' ny lafaoro mijoalajoala no mandoto ny habakabaka [2.470]
9  mandoto ny fitafiana ny fotaka (la boue salit les vêtements) [1.3]
10  mandoto ahy loatra io vehivavy io ka tsy zakako (cette femme me diffame trop et je ne puis le supporter) [1.3]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :
Analogues  15  manosodratsy, manoso-potaka, manendry ratsy, manao angovy, manao an-kery, maka an-kery, manao am-bohika, manao am-boribory, mametaveta
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot mandoto

Entrée (2/2)17  Mandoto
Mots élémentaires  18  man~, loto
Partie du discours  19  nom propre (toponyme) [Liste complète]
Vocabulaire  20  Géographie: agglomérations

Anagrammes  21 

Mis à jour le 2025/01/21