Entrée | 1 mandoko |
Radical | 2 loko |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Manosotra loko: Efa lehibe tokoa Ramatoa iny saingy mandoko volo izy ka tsy fantatra Mametaka amin' ny dity, lakoly, gilio...: Mandoko peta-drindrina amin' ny tavolo Rakoto Manisy kase taratasy mba tsy hahazoana mamoha azy |
Explications en anglais |
5 [1.7] to paint, to color; to glue |
Explications en français |
6 [1.8] peindre, colorer; coller |
Exemples |
7 Mariho ny fahaizan' ny mpanoratra mandoko na amin' ny alalan' ny hevitra izany na amin' ny alalan' ny fomba fanoratra. [2.314#] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 12 |
Mis à jour le 2025/01/21 |