Entrée | mandohalika (lohalika) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Mampijoro ny tena eo ambonin' ny ampelan-dohalika, ny ranjo amin' izany miforitra ka mitsotra any aoriana [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To kneel [1.7] | ||||||||
Explications en français | S'agenouiller [1.8] | ||||||||
Exemples | Isaky ny nanolotra ny anjara asa vitany ny tsirairay, dia nitety ilay roa metatra vitany, tsy mitsangana fa mandohalika ao anaty rano.
[2.472] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot mandohalika | ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |