|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manditra (handitra)
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  Mafotra, mafotrafotra: Voankazo manditra [1.1]
Explications en français  4  farineux, savoureux, qui n’a pas trop d’eau [1.3#212]
Analogues  5  mafotra, maisatra, mavoana

Entrée (2/2)6  manditra
Partie du discours  7  nom
Vocabulaire  8  Zoologie: reptiles, amphibiens
Explications en malgache  9  Karazam-bibilava lehibe malaza ho mivelona ao anaty lava-bitsika, ka izany no iantsoana azy koa hoe renivitsika [1.1]
Explications en français  10  gros serpent [1.3#431, 1.54]
Exemples  11  Fa namaly an-katezerana kosa ny manditra hoe: "Ny tongotro no mondry, lany enti-manenjika an' itena; [2.69#195]
Autres orthographes  12  mandotra
Zoonymes 

Anagrammes  14  manditra, mandrita, matindra

Mis à jour le 2023/09/25