|
|
|
|

Entrée1  mandisa
Radical  2  disa
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.78] [Bara, Sihanaka] mitoto
5  [1.78] [Sakalava, Taisaka, Tanosy] mitoto vary, ets
6  [1.1] mihosy, manosy
mitoto vary
Explications en anglais  7  [1.2] [Provincial] to pound in a mortar
Exemples  8  Farany, mandisa: izany hoe, mitoto vary tsy tapaka isan' andro (mahalankalana manko ny mitoto vary teo: indray mandeha isan-kerinandro. [2.245#]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Synonymes  13  mandisañy

Anagrammes  14 

Mis à jour le 2025/01/21