|
|
|
|

Entrée1  mandimandina
Radical  2  mandina
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  Malamalama ary toa mamirapiratra amin' ny fijery azy toy ny nohosorana menaka, tsy mangavoka, mangirana ohatra ny misy menaka: Mandimandin' ny tsemboka ny tarehiny
5  Miadana, sambatra, velom-pinaritra [1.1]
Explications en français  6  [duplicatif] [1.3]
Exemples  7  mandimandina ery ny vilany; [2.470]
8  Maitso mavana ny voahary ary mandimandina avokoa izay tazanina. [2.470]
Dérivés 
9  Noms :
Synonymes  10  mandina
Analogues  11  mililotra, mihilotrilotra, mihilontrilona, mangilohilo, mangilatra, malaholaho, malandilandy, malambolambo, minendonendo, malamalama, mamirapiratra
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot mandimandina

Mis à jour le 2023/01/20