|
|
|
|

Entrée1  malamalama
Radical  2  lamalama
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  [1.1] Tsy misy marokoroko na maraorao; malambolambo: Malamalama ny lohan' ity zaza itỳ
Exemples  5  Vato fohifohy malamalama izay no teo. [1.437#]
6  manify dia manify izy io ary efa niasa ela teto ka nanjary malamalama. [2.436#]

Mis à jour le 2024/12/11