|
|
|
|

Entrée1  mandambolambo
Radical  2  lambolambo
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mandama: Mandambolambo ny ampiantany amin' ny hazofisaka
Manafosafo amin' ny tanana: Isaky ny mihetsika izao, mandambolambo ny volombavany Rangahy io
Manambitamby: Fantatro ny hevitrao ianao mandambolambo ahy io
Explications en anglais  5  [1.7] to smooth, to polish; to caress
Explications en français  6  [1.8] lisser, polir; caresser avec la main
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot mandambolambo

Mis à jour le 2024/12/11