|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mandaka
Radical  2  daka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mitsipaka, mamely amin' ny tongotra: Tsy fanao ny mandaka olona
Manohitra: Tsy mandaka ny hevitrao akory aho
Explications en anglais  5  [1.2] to kick
Explications en français  6  [1.3] donner des coups de pied, ruer: Mahery mandaka io ramole io (Ce mulet rue beaucoup)
Exemples  7  Tsy maintsy ampandroina sy borosiana amin' ny ranon' Anosizato ny soavaly ka tambatambazana tsara ery sao mandaka. [2.470#]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot mandaka

Entrée (2/2)13  mandakà
Radical  14  daka
Partie du discours  15  impératif du verbe actif mandaka [Liste complète]

Anagrammes  16 

Mis à jour le 2025/01/21