|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  manazimba
Radical  2 zimba
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Manao tsinontsinona, manivaiva: Tsy tokony hanazimba ny asanay ianao
9 Manaraby, mamazivazy: Tena nanazimba anay mihitsy Rangahy iny
10 Manevateva: Manazimba zavatra masina io gazety basivava io [1.1]
Exemples  11  Nefa kosa samy manaja manokana ny hafa-drazany avy ary tsy mahazo manazimba Razana hafa. [2.285#]
Proverbes  12  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2) 13  manazimbà
Radical  14 zimba
Partie du discours  15  impératif du verbe actif manazimba [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes  manazimba, manazimbà

Mis à jour le 2026/08/19