|
|
|
|

Entrée1  manatanteraka
Radical  2  tanteraka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mamita tsara, tomombana hatramin' ny farany, manatontosa: Manatanteraka ny adidy amin' ny mpiara-belona
5  [1.13] manatontosa
Explications en anglais  6  [1.7] to effect, to carry through, to accomplish
Explications en français  7  [1.8] accomplir, mener à bonne fin
8  [1.13] réaliser, accomplir
Exemples  9  Tsy izy manenjika sy manatanteraka filamatra iray ve? [2.529#]
10  Ny anjaranareo dia ny manaiky, mankato, manatanteraka. [2.472]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :

Mis à jour le 2024/12/11