Entrée | 1 manataka |
Radical | 2 tataka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mandrovitra na mandidy manaraka ny lavany Manisy loaka na banga na tatatra handehanan' ny rano Mampahantra, mambotry |
Explications en anglais |
5 [1.7] to slit open |
Explications en français |
6 [1.8] fendre, déchirer; faire une ouverture |
Exemples |
7 Fanaony koa, hono, ny manataka ny kibon'ny vehivavy bevohoka mba hijereny ny zaza ao an-kibo! [2.508#] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 12 |
Mis à jour le 2025/01/21 |