|
|
|
|

Entrée1  manasavorovoro
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1] Manasaritaka, mampikorontana, mampisafotofoto, manasafotofoto: Manasavorovoro kofehy
Explications en anglais  4  [1.7] to entangle, to put in disorder
Explications en français  5  [1.8] embrouiller, mettre en désordre
Exemples  6  [2.503#] Ny hafetsen-dratsin'ny mpanao politika' dia ny fahaizany manasavorovoro ao an-tsain'ny vahoaka ireo karazan-javatra roa mahazo miova sy tsy mahazo miova ireo : Izahay no tanindrazana!
Radical  7  savorovoro
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Synonymes  12  manavorovoro

Mis à jour le 2024/12/11