Entrée | 1 manapoaka |
Radical | 2 poaka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mampirefotra: Manapoaka tafondro Mampiseho ampahibemaso, mamaky: Manapoaka vaovao lehibe |
Explications en anglais |
5 [1.7] to set off an explosion; to fire a gun |
Explications en français |
6 [1.8] faire exploser; décharger un fusil |
Exemples |
7 Tsy hainay akory ny manapoaka basy, Kapiteny. [2.643#] 8 Mirehaka izy, mamely tehamaina, manapoaka basy [2.472] 9 Na manapoaka aza ireo, mitsefotra fotsiny ny basy ary tonga rano ny bala. [2.588#] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 14 |
Mis à jour le 2025/01/21 |