Entrée (1/2) | 1 manapika |
Radical | 2 pika |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mampipitika, mampifantsitsitra, manala: Hainy ny manapika ny vimiainan' ny famantaranandro Manakombona (antsy, elo), mamono (jiromirehitra amin' ny herim-baratra): Manapika antsipika, elo ~ Iza no hanapika ny jiro amintsika roa lahy? |
Explications en anglais |
5 [1.7] to shut or fold; to turn off |
Explications en français |
6 [1.3] (peu usité) faire sauter, faire bondir, faire jaillir, faire éclater; déboîter, détacher, détendre; fermer un couteau, un parasol 7 [1.8] plier, fermer (parapluie); déclencher (appareil photo); éteindre la lumière etc |
Exemples |
8 hitany fa haraina eo ihany ny andro raha hotapahina moramora tsirairay toy izany ireo vakivakim-palafa ireo, dia noheveriny fa ho azo atao ny manapika azy moramora rahefa nodidina kelikely tamin' ny antsy. [2.357#] |
Morphologie |
|
Autres orthographes | 13 mamika |
Entrée (2/2) | 14 manapika |
Radical | 15 pika |
Partie du discours | 16 verbe actif |
Explications en anglais |
17 [1.2] [Provincial]
to remove a calf from its mother |
Vocabulaire |
18 Zoologie: (en général) |
Morphologie |
|
Anagrammes | 23 |
Mis à jour le 2025/01/21 |