Entrée manao toton' omby bory
Mots élémentaires manao ; toto ; omby bory
Partie du discours locution
Explications en malgache Enti-milaza ny fanaovana letrezana, na fisisihana amim-pahamaikana tsy misy hataka andro; manao an' aina sy kitoatoa; manao an-drezatra na an' aina ary tsy am-piheverana [1.1]

Mis à jour le 2023/11/20