|
|
|
|

Entrée1  manao mangidy tsy andramana
Mots élémentaires  2  manao, mangidy, tsy, andramana
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] mbola tsy nanandrana na nitsapa zavatra iray akory dia mihevitra azy ho ratsy na tsy ho vita; manombantombana olona na zavatra mialoha ho ratsy, na dia mbola tsy nifampikasoka taminy na nampiasa azy akory aza; mitsara ivelany fotsiny

Mis à jour le 2023/06/18