|
|
|
|

Entrée1  andramana
Radical  2  andrana
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.78] [Betsimisaraka] enti-milaza ny zavatra hangalana kely mba hafantarana ny tsirony
5  [1.1] Tsapaina kely mialoha: Vao nandramana ilay angady dia tapaka
Fantarina kely ao am-bava ny tsirony: Andramo kely ny siran-daoka, ry Fara a!
Explications en anglais  6  [1.2] to be tasted, to be commenced, to be tried.
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot andramana

Anagrammes  13 

Mis à jour le 2025/01/21