|
|
|
|

Entrée1  manao entan' olo-malaina
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] enti-milaza olona mitondra entana maro indray mandeha mba tsy hiverimberenany, ka misy simba na vaky ireo entana ireo
Mots élémentaires  4  manao, entana, olona, malaina
Synonymes  5  manao entan' ny malaina

Mis à jour le 2024/12/10