|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manan-kasina
Mots élémentaires  2  manana, hasina
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] misy hery ambony lehibe: Manan-kasina ny tanindrazana
Exemples  5  Inoan' ireo olona ireo, hoy i Dada, nanazava, fa manankasina ary manana hery hitahy ny velona ireo Razana milevina ao amin' io fasana an-tampon-kavoana io. [2.445#]

Entrée (2/2)6  Manankasina
Mots élémentaires  7  anana, hasina
Partie du discours  8  nom propre (toponyme) [Liste complète]
Vocabulaire  9  Géographie: agglomérations

Anagrammes  10 

Mis à jour le 2025/01/28