Entrée (1/2) | 1 mananika (anika) |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 Mandeha miakatra eny ambony: Mananika tendrombohitra 4 Manamy, mamely: Manani-bohitra 5 Efa manatona ny taona faha...: Mananika ny fahadimampolo taonany izy. [1.1] |
Explications en anglais |
6 to climb up something, to ascend; to attack a town; 7 fig.: to attempt to do a difficult thing. [1.2] |
Explications en français |
8 grimper [1.13] |
Exemples |
9 Efa mananika ity ny trambo, mananika hatraty an-dapa! [2.528#] 10 Mba efa nanomboka ho lehibe rahateo izy, mananika ny fahatelopolon' ny taonany. [2.470] 11 Kotsa avokoa noho ny fiantsapin' ny onja mananika ny lampihazo ny fitafianay enin-dahy. [2.471] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 17 Proverbes contenant le mot mananika |
Entrée (2/2) | 18 mañanika |
Partie du discours | 19 verbe actif |
Explications en malgache |
20 mihanika [Sihanaka, Tambahoaka]
[1.78] 21 mitanika, manao toaka [Tambahoaka] [1.78] |
Anagrammes | 22 mananika, mañanika, maninaka, mananika, mañanika, maninaka |
Mis à jour le 2023/07/31 |