|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mananika
Radical  2  anika
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mandeha miakatra eny ambony: Mananika tendrombohitra
Manamy, mamely: Manani-bohitra
Efa manatona ny taona faha...: Mananika ny fahadimampolo taonany izy.
Explications en anglais  5  [1.2] to climb up something, to ascend; to attack a town;
fig.: to attempt to do a difficult thing.
Explications en français  6  [1.13] grimper
Exemples  7  Efa mananika ity ny trambo, mananika hatraty an-dapa! [2.528#]
8  Mba efa nanomboka ho lehibe rahateo izy, mananika ny fahatelopolon' ny taonany. [2.470]
9  Kotsa avokoa noho ny fiantsapin' ny onja mananika ny lampihazo ny fitafianay enin-dahy. [2.471]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot mananika

Entrée (2/2)17  mañanika
Partie du discours  18  verbe actif
Explications en malgache  19  [1.78] [Sihanaka, Tambahoaka] mihanika
20  [1.78] [Tambahoaka] mitanika, manao toaka

Anagrammes  21 

Mis à jour le 2025/01/21