Entrée (1/2) | 1 manangolangola |
Radical | 2 angolangola |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Manaraka ny sitrapo na ny haitraitran' olona: Loza raha hanangolangola ny zanany io vehivavy io; mbola hanenenany ihany izany Manisy filatron-kira amin' ny fanamboarana ny feo hiolana kely: Manangolangola feo ery io tovovavy io rehefa mihira am-pahibemaso |
Explications en anglais |
5 [1.2] to make to be wayward or indulged. (Prov.) |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 10 manangolangolà |
Radical | 11 angolangola |
Partie du discours | 12 impératif du verbe actif manangolangola [Liste complète] |
Anagrammes | 13 |
Mis à jour le 2025/01/21 |