|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manampoka
Radical  2  tampoka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Tonga tsy nampoizina, manatratra tampoka: Matetika no manampoka antsika olombelona ny fahafatesana
Explications en anglais  5  [1.7] to come upon suddenly, to surprise
Explications en français  6  [1.3#664, 1.8] surprendre
7  [1.3#664] arriver à l'improviste
Exemples  8  Fa ahoana no manampoka! [2.356#59]
9  Fantatra ny anton' ny bararata: tsy hahazoana manampoka azy amin' ny alina; [2.472#216]

Entrée (2/2)10  manampoka
Radical  11  tampoka
Partie du discours  12  verbe actif
Explications en malgache  13  [1.1] Manampy rano: Iza no nanampo-drano ny divaiko teto?
Explications en anglais  14  [1.2] to soak, to steep
15  [1.7] to add cold water
Explications en français  16  [1.3#664] ajouter de l'eau à l'eau chaude, au vin, au rhum
17  [1.8] ajouter de l'eau froide
Exemples  18  tsy mandeha an-kafetsena izahay, na manampoka ny tenin' Andriamanitra; [2.996#54.004.002]
Morphologie 
19  Présent :
20  Passé :
21  Futur :
22  Impératif :
Mots composés 

Anagrammes  24 

Mis à jour le 2025/01/21