Entrée | 1 manampina |
Radical | 2 tampina |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Manisy sarona amin' ny zavatra iray misokatra, na manakombona azy: Manampina vova fery ~ Manampi-maso tsy hahita Manisy tapa-damba mba hanarona ny loaka amin' ny lamba: Manampina ny akanjon-janany rovitra Rasoa Manisy tsentsina: Manampina tangirika amin' ny vody rindrina Manisy sakana amin' ny zavatra iray mba tsy hahafahana mampiasa io zavatra io: Manampina lalana |
Explications en anglais |
5 [1.7] to plug, to cork |
Explications en français |
6 [1.3#662, 1.8] boucher 7 [1.3#662] fermer, mettre une pierre à un trou du mur |
Exemples |
8 Indro, manampina ny rano Izy, ka dia ritra iny; [2.996] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 14 Proverbes contenant le mot manampina |
Anagrammes | 15 |
Mis à jour le 2025/01/21 |