Entrée (1/2) | 1 manameloka |
Radical | 2 meloka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Manao izay hampiforitra mamokoka [1.1] |
Explications en français |
5 rendre courbe, sinueux [1.3#233] |
Proverbes | 6 Proverbes contenant le mot manameloka |
Entrée (2/2) | 7 manameloka |
Radical | 8 meloka |
Partie du discours | 9 verbe actif |
Explications en malgache |
10 Manasazy araka ny didim-pitsarana: Nanameloka azy higadra mandrapahafatiny ny mpitsara [1.1] |
Explications en anglais |
11 to condemn [1.7] |
Explications en français |
12 condamner [1.3#233, 1.107, 1.8] |
Exemples |
13 Tsy azo atao ny manameloka na mankato ambony ihany. [2.296#] 14 ary ny fijeriny ireo dia tahaka ny kintana manameloka ny nataony. [2.324#] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2023/02/23 |