Entrée | 1 manamboninahitra |
Mots élémentaires | 2 manana, voninahitra |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] enti-milaza ireo mpitondra na ny miaramila manana galona ambony Miaramila ambony galona na laharana |
Explications en anglais |
5 [1.2] An officer in the army, a person of rank. 6 [1.7] an officer of the palace or of the armed forces |
Explications en français |
7 [1.3] qui a un grade, officier; par extension, tous ceux qui sont en dignité 8 [1.8] officier du palais ou de l'armée 9 [1.196] « ceux qui possèdent les honneurs », les officiers de l'armée de Radama 1er et par extension tous les dignitaires du royaume |
Exemples |
10 Ary ny manamboninahitra sasany dia naneso sy nihomehy ka nanao hoe: [2.293] 11 Hotifirina ampitso ireo manamboninahitra nitana ny miaramila avy any Ambositra [2.324] 12 Hoy ilay manamboninahitra namako. [2.471] 13 Nanjombona endrika daholo ny Vazaha rehetra, toy izany koa ny manamboninahitra malagasy. [2.472] |
Proverbes | 14 Proverbes contenant le mot manamboninahitra |
Mis à jour le 2024/12/25 |