Entrée | 1 manamboatra |
Radical | 2 voatra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Manao, manome endrika: Manamboatra trano 5 Manomana, mikarakara: Manamboatra nahandro 6 Mandamina, mandrindra: Izy no nanamboatra ny adinay [1.1] |
Explications en anglais |
7 to arrange, to prepare; to repair [1.7] |
Explications en français |
8 arranger: préparer; réparer [1.8] |
Exemples |
9 ary manorina sy manamboatra ny trano tokony hivavahany; [2.366#xxx] 10 Afaka manamboatra ianareo roa lahy, hoy ny navaliny anay. [2.445#] |
Morphologie |
|
Synonymes | 14 mamboatra |
Anagrammes | 15 manamboatra, manarambato |
Mis à jour le 2023/01/20 |